Seychelles : Misokatra ny sidina mankao Kazakhstan
Nisokatra ny herinandro lasa teo ny zotra « saisonnière » ampitohy an’i Mahé sy Almaty izay zotram-piarahamanidina voalohan’i Seychelles mankao Kazakhstan. Hatramin’ny
Read More
Nisokatra ny herinandro lasa teo ny zotra « saisonnière » ampitohy an’i Mahé sy Almaty izay zotram-piarahamanidina voalohan’i Seychelles mankao Kazakhstan. Hatramin’ny
Read MoreTontosa ny herinandro lasa teo ny fanaovana sonia ny « Mémorandum d’Entente » teo amin’ny sehatry ny tolotra an’habakabaka teo amin’i Comores
Read More01 Septambra, 16h00, Miverina misokatra ny sidina mampifandray ny lanitr’i Sainte Maria sy ny nosy La Réunion manomboka izao. Hisy
Read More23 aogositra, 03h, Nandritra ny fandalovan’ny filoham-pirenena malagasy any Sainte Marie amin’izao fotoana izao no nanaovany lahateny mahakasika ny fampandrosoana
Read MoreNisokatra ny 13 aprily 2022 ny sidina Neos izay mampitohy an’i Milan (Italie) sy i Nosy Be. Tao anaty hafaliana
Read MoreRaha ny tapaka nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra ny 30 Martsa teo dia hampitomboina ny sidina mampifandray an’ Antananarivo sy
Read MoreTontosa ny 21 Martsa lasa teo ny famindram-pitantanana teo amin’ny Minisitry ny Fitaterana sy ny Famatarana ny toetr’andro vaovao sy
Read MoreNitondra ny fivoaran’ny ara-teknikan’ilay sambondanitra lehibe « Starship » ny lehiben’ny SpaceX, Elon Musk. Nanazava izy fa hisidina an’habakabaka voalohany amin’ity taona
Read MoreAsa (mission) maromaro mahakasika ny volana no efa milahatra amin’izao fotoana. Ny « Artemis-1 » izay tarihin’ny NASA no anisan’ny laharam-pahamehana amin’izao
Read MoreNanapa-kevitra ny hampitsahatra ireo sidina rehetra makao France i Maroc manoloana ny firongatry ny valan’aretina indray. Te hisoroka ny fihanaky
Read More