Dépêches

Fizahan-tany : Apetraka ny paik’ady hamerenenana ny sidina an’habakabaka 

23 aogositra, 03h, Nandritra ny fandalovan’ny filoham-pirenena malagasy any Sainte Marie amin’izao fotoana izao no nanaovany lahateny mahakasika ny fampandrosoana sy fanarenana ny fizahan-tany any amin’ny faritra Antsiranana iny. Ny fanohanana ny fizahan-tany amin’ny alalan’ny fametrahana paikady afahana manarina ny sehatry ny fizahan-tany no noresahany tamin’izany. Tafiditra aoa anatin’izany ny famerenana ny sidina habakabaka avy amin’ireo nosy rahavavy mba ivelaran’ny mpizaha tany, teo ihany koa ny famerenana ny “office du tourisme” any an-toerana.

Laisser un commentaire