Dépêches

Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana : Notsipahany ny fangatahan’ny HCDDED

Dépêche 22 décembre, 13h, Nangataka hevitra tamin’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny rafitra HCDDED mahakasika ilay fitsipaha-pitokisana . Tsy andrim-panjakana ny HCDDED ka noho izany tsy manana fahafahana hahazo ny fangatahan-kevitra eny anivon’ny lalam-panorenana izy.  Voalaza mazava ihany koa fa ny fangatahana hevitra dia nofaritan’ny mpanorina fa tsy misy afa-tsy ny momba ny lalàm-panorenan’ny volavolan-dalàna na ny fandikana ny fepetra voalazan’ny lalàm-panorenana ihany no azo hangatahina.

Laisser un commentaire