Ukraine : 8 no maty, 4 no naratra teo amin’ny fiantsonan’ny fiara
Teo amin’ny fiantsonan’ny fiara tao Toretsk, atsinanan’i Ukraine, indray no kinendrin’i Russe ny 4 Aogositra 2022. Olona tsy manan-tsiny miisa
Read More
Teo amin’ny fiantsonan’ny fiara tao Toretsk, atsinanan’i Ukraine, indray no kinendrin’i Russe ny 4 Aogositra 2022. Olona tsy manan-tsiny miisa
Read MoreFanjakana federaly misabaka amin’ny kontinanta roa i Russie. Manana velanaran-tany 17 125 191 km2. Manodidina ny 146 tapitrisa ny isan’ny
Read MoreNiova anarana ho « Vkousno i totchka » (Mafilotra. Teboka) ny toeram-pisakafoana goavan’i Etats-Unis, McDonlad’s, ao Russie. Raha tsiahivina dia nanao fanambarana
Read MoreOrinasa niharan’ny sazin’ny tandrefana toy ny orinasa maro ao Russie ny orinasan-tsolika Loukoïl. Manoloana izany dia nametra-pialana ny filohan’ny orinasa
Read MoreManoloana ny vono olona notaterin’ny haino aman-jery tao Boutcha dia nilatsaka ny alarobia teo ny sazin’i Russie manoloana izany avy
Read MoreRehefa niady nandritra ny fotoana maro i Russie sy Ukraine dia afaky ny tafik’i Ukraine ihany ny tanan’i Boutcha ao
Read MoreTao anaty tatitra nataon’ny TotalEnergies dia nanazava izy ireo fa manoloana ny toe-draharaha ao Ukraine sy ny fisian’ny loharano hafa
Read MoreNilaza ny lehiben’ny ivotoeram-pitantanana ny fiarovana nasionaly ao Russie, Mikhail Mizintsev, fa hamela malalaka ireo sivily hiala an’i Ukraine ny
Read MoreNilaza ny minisitry ny raharaham-bahinin’i Chine, Wang Yi fa mafy ny finamanan’i Pékin sy Moscou. Na dia nanameloka an’i Russie
Read More« Manahy tanteraka amin’ny fanafihan’i Russie an’i Ukraine izahay ary manohana tanteraka ireo olona mijaly noho izany herisetra izany » raha ny
Read More