Akon’ny rivo-doza Freddy: Aman’arivony ireo traboina ary efa nisy ihany koa ny maty
Dépêche 22 février, 13h, Araka ny fanambarana vonjimika avy amin’ny BNGRC na ny Birao Nasionaly momba ny fitantanana ny risika
Read More
Dépêche 22 février, 13h, Araka ny fanambarana vonjimika avy amin’ny BNGRC na ny Birao Nasionaly momba ny fitantanana ny risika
Read MoreDépêche 22 février, 12h, Ao amin’ny distrikan’ny Beroroha no misy ny foiben’ny Freddy amin’izao fotoana izao raha ahitana fihenana hatrany
Read MoreDépêche 22 février, 11h, Efa tafiditra eto Madagasikara tanteraka ilay rivo-doza Freddy ary namela takaitra mafy tamin’ireo toerana izay nandalovany.
Read MoreAnatin’ny vanim-potoana ny rivo-doza ny firenena, ary tena mahery vaika ity rivo-doza Freddy ity ka ahafahana miatrika izany an-tsakany sy
Read MoreNoho ny herin’ity rivo-doza ity izay azo lazaina ho tena mahery vaika dia tsy mandray ny fepetra rehtra mifandraika amin’izany
Read MoreDépêche 21 février, 13h, Tombanana hiditra an-tanety eo anelanelan’i Mahanoro sy Manakara anio hariva na anio alina ilay rivodoza Freddy,
Read MoreDépêche 21 février, 12h, Samy nandray ny fepetra mifanaraka amin’ny zava-misy noho ity rivo-doza ity avokoa ireo tompon’andraikitra isan-tokony. Efa
Read MoreVinavinaina hiditra eto Madagasikara ao amin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany ity rivo-doza Freddy ity. Voasokajy ho rivo-doza mahery vaika izy izay
Read MoreOlona telo no maty vokatry ny fandalovan’ilay rivo-doza Gabrielle tao Nouvelle-Zélande ny alin’ny alatsinainy 13 febroary hatramin’ny 14 febroary teo. Tao
Read MoreDépêche 14 février, 14h, Nitondra fanampiana sy tohana ara-tsosialy ho an’ny mponina sahirana noho ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso tany amin’ny
Read More