Lakozia : Efa any an-toerana ireo mpandray anjara amin’ny fiadina ny tompon-daka maneran-tany amin’ny fikarakarana sakafo.
Ny alakamisy 19 janaory izao no hanomboka ny fifaninana izay ho tompon-daka maneran-tany amin’ny fikarakara sakafo izay hatao any Lyon.
Read More