Gabon : Fihetsiketsehana fanoherana ny fana-pahankevitry ny governementa hiadiana amin’ny Coronavirus.
Mikapokapoka lapoaly fanendasana eny amin’ny arabe ny mponina any Libreville, Gabon. Manohitra ny fepetra fandraràna apetraky ny fitondrana izy ireo.
Read More