FCE : Olona telo no naratra vokatry ny fivadihan’ny fiaran-dalam-by tao Manakara
Nitrangana lozam-pifamoivoizana tao amin’ny zotran-dalamby FCE (Fianaratsoa Côte-Est) omaly. Fiarana-dalamby mpitondra mpandeha sy entana no nivadika tao an-tanànan’Antanakidy, fokontany Voromailala,
Read More