Etats-Unis : Miakatra ambony dia ambony tahan’ny tranga vaovao
Mitàna « record » amin’ny tranga covid-19 ambony indrindra indray i Etats-Unis. Tafikatra 1 080 211 ny tranga vaovao nivoaka ny 3
Read More
Mitàna « record » amin’ny tranga covid-19 ambony indrindra indray i Etats-Unis. Tafikatra 1 080 211 ny tranga vaovao nivoaka ny 3
Read MoreKaonty 1 500 tao amin’ny Facebook sy Instagram no nampiasana tamin’ny « cyber-mercenaire » izay nitsikilo mafana fo, « dissident » ary mpanao gazety
Read MoreNoeken’ny filan-kevitra monisipalin’i New York ny herinandro lasa teo ny fampanarahan-dalàna ny fifidianan’ireo vahiny ao an-toerana hifidy. Voalohany tamin’ny tànana
Read MoreRenim-pianakaviana 26 taona i Kristhie Alcazar. Nandalo teo aloha’ny fitsarana ny herinandro lasa teo izy noho ny famoany ny zanany
Read Morera-dàlana ny fandroahana mpiasa amin’ny « visioconférence » ao Etats-Unis. Orinasa mpanome antoka ao an-toerana ny Better.com, nandroaka mpiasa 900 tamin’ny alalan’ny
Read MoreNisy fifampitifirana nahafaty olona 3 ary nandratra olona 6 tao amin’ny lisea Oxford High, ao Michigan ny 30 novambra teo
Read MoreMisy aretin’ny loha hafahafa mazaho ireo mpitsikilo (services de renseignements) américain amin’izao fotoana. Tompon’andraikitra miisa 200 avy ao amin’ny CIA,
Read MoreFiaramanidina iray no nianjera tao amin’ny seram-piaramadin’i Welke de Beaver Island ao Michigan ny 13 novambra teo. Olona 5 no
Read MoreVoalohany ity fahitana tsimok’aretina covid-19 tamin’ny « Hyène » ity. Tao amin’ny « zoo » Denver no nisehoan’ny tranga raha ny fanazavana, ary « hyène »
Read MoreMpanolotra sy mpanentana fandaharana no tena ahafantaran’ny maro an’i Oprah Winfrey. Teraka ny 29 janoary 1954 tao Kosciusko izy. Zanak’olona
Read More