Makasa/Bika : Karazana dihy Sakalava maneho ny tsinjakin’ny mpiantafika
Dihy sakalava maneho ny tsinjakin’ny mpiantafika ny Makasa na ny Bika. Manao fehiloha mena toy ny olona hiady ny mpandihy azy.
Read More
Dihy sakalava maneho ny tsinjakin’ny mpiantafika ny Makasa na ny Bika. Manao fehiloha mena toy ny olona hiady ny mpandihy azy.
Read MoreNy dihy Rodobe dia dihy merina, fanao hatramin’ny fanjakan-dRalambo ka iarahan’ny lehilahy sy ny vehivavy maromaro mandihy amin’ny fifaliana sy
Read MoreDihy merina mampiseho ny toetra sy ny fomba fihetsika tokony asehon’ny vehivavy eo anivon’ny fiaraha-monina ny Dihimbavy. Amin’ny falpitaha sy
Read MoreNiforona tany amin’ny faritra Sofia ny dihy malesa izay fanao amin’ny lanonana na fampiakaram-bady na famadihana na hafa. Lehilahy sy
Read MoreManana karazana fomba amam-panao tsy hita pesipesenina i Madagasikara. Anisan’izany ny Trotrobe izay dihin’ny Sakalavan’Ankarana manafangaro ny antsa sy tsinjaka.
Read MoreNikarakara fifaninana mandihy ho an’ny mponina ao aminy ny kaominina Masindray ny 31 desambra lasa teo. Nahafinaritra ny hetsika fampiroboroboana
Read MoreTontolon’ny kanto manana ny anjara asany manokana sy mampiavaka azy ny dihy. Fampisehoam-pihetsiketsehana ataon’ny tena manontolo no antsoina hoe dihy
Read More