Fanapahan’ny HCC : nitondra ny heviny ny minisitra Lalatiana R.
“Fanajana ny foto-kevitry ny fisaraham-pahefana no antony nahatonga ny fanapahana noraisin’ny HCC momba ny fitoriana nataon’ny mpanao politika iray any
Read More
“Fanajana ny foto-kevitry ny fisaraham-pahefana no antony nahatonga ny fanapahana noraisin’ny HCC momba ny fitoriana nataon’ny mpanao politika iray any
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Fandrina Fianarantsoa, minitra vitsy izay. Fiara mpitatitra olona mampitohy Antananarivo sy Fianarantsoa hatrany Fandriana no tra-doza
Read MoreNanatanteraka fanadiovana faobe ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ao amin’ny boriborintany fahadimy, omaly. Nodiovina ny sisin-dalana sy ny manodidina ny tobim-pako,
Read More« Mila fandresena ny Barea”, hoy Rakotondrabe Romual, mpanazatra ny Barea de Madagascar, omaly, nandritra ny fanazarantena farany teny By-Pass. Vonona
Read MoreHisy Show Drones toy ny fahita amin’ny lanonan-dehibe fanokafana Lalao Olympika maneran-tany, mandritra ny fanokafana ny lalaon’ny nosy izay atao
Read MoreFotoana hisarihana mpizahatany ny fampiantranoana ny lalaon’ny Nosy. Araka izany, manana ny paikady hanatanterahana izany ny minisiteran’ny fizahantany. Hisy ny
Read MoreTafapetraka ao Tsaralalana ny pylône monofut, P 05 avo indrindra maneran-tany. Mirefy 49m izany ary iray amin’ireo pylônes 51 isa
Read MoreNanatanteraka fivoriana vonjimaika ireo tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka misahana ny fifamoivoizana eto Madagasikara, omaly. Voalaza nandritra izany ny fepetra tokony ho
Read MoreLavon’ny bala ny telo tamin’ireo dahalo mpaka an-keriny nokarohina tao amin’ny distrikan’Anjozorobe, ny 19 aogositra teo. Tratra ireo mpiray tsikombakomba.
Read More5 Aogositra, 10h 00 Lalana efa tsy nandalovana sy tsy nampiasaina nandritra ny fotoana naharitra no narenina ary efa vita
Read More