Ankadikely Ilafy : Efa misokatra ny lalana Ambonisoa Andranovelona
Vita soa aman-tsara ny fanamboarana ny lalana tao amin’ny faritra Ambonisoa Andranovelona. Nisy ny fanokafana izany tamin’ny fomba tsotra, nataon’ireo
Read More
Vita soa aman-tsara ny fanamboarana ny lalana tao amin’ny faritra Ambonisoa Andranovelona. Nisy ny fanokafana izany tamin’ny fomba tsotra, nataon’ireo
Read MoreNisitraka fampiataovana avy amin’ny ivon-toerana nasionaly mahakasika ny fitsinjiram-pahefana sy ny fampandrosoana ifotony (INDDL) ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny alatsinainy
Read MoreHanomboka ny sabotsy 16 desamba izao ny fifaninanana basket-ball, amin’ny lalao izay karakarain’ny kaominina Ankadikely Ilafy ho an’ireo klioba eny
Read MoreAo anatin’ny vanim-potoana fahavaratra tanteraka ny eto amintsika amin’izao fotoana. na izany aza anefa, mbola mibahana ihany koa ny hafanana
Read MoreNasiam-panavaozana ny toerana fametrahana fiarana (parking) ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ny fiandohan’ny herinandro teo no nametraka lamina vaovao ho
Read MoreAndian-jatovo, manendaka ireo mpandalo ao amin’ny faritra Manjaka Ilafy no tratran’ny fokonolona, omaly Alakamisy. Vao maraina dia mikasa ny hanao
Read MoreTaorian’ny fitarainana sy ny antso avo nataon’ny mponina mahakasika ny fivangoan’ny fako eny amin’ny fokontany maro, ao amin’ny kaominina Ankadikely
Read MoreNisy ny atrikasa niarahan’ny kaominina sy ny “Groupement GRET” ary ny “Enda Madagasikara”, ny alarobia teo. Tapaka nandritra izany fa
Read MoreMiverina indray ny fivangoan’ny fako ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, Andafiavaratra, kaominina Ankadikely Ilafy. Mitariana ireo mponina manoloana izany satria miparitaka
Read MoreMisy ny sekoly fampianarana ny taranja ara-panatanjahan-tena ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Ao anatin’izany no hianarana ny taranja Basket-ball, natao
Read More