Alasora: Misy ny fangatahana kaoperativa vaovao
Misy ny fanangonan-tsonia ho fangatahana kaoperativa vaovao ao Alasora. Efa betsaka ireo sonia voaray tamin’izany, ary mbola mitohy hatramin’izao. « Leo
Read More
Misy ny fanangonan-tsonia ho fangatahana kaoperativa vaovao ao Alasora. Efa betsaka ireo sonia voaray tamin’izany, ary mbola mitohy hatramin’izao. « Leo
Read MoreZazalahy kely heritaona i José Lara. Varimbariana ny reniny rehefa nilalao tao an-jaridaina ilay zaza ka tsy hita popoka. Ny
Read MoreSokajin’olona voahilikilika sy ankahalaina eo amin’ny fiaraha-monina noho ny fomba amam-panaony ratsy ny « racaille ». Matetika dia ireo olona sahirana indrindra
Read MoreNamoaka didy fampisamborana pretra frantsay iray antsoina hoe Johannes Rivoire ny polisin’i Canada. Raha ny fanazavan’ireo manam-pahefana dia nohelohina nanao
Read MoreMirongatra ny hala-botry ao amin’ny kaominina Ambohimalaza Avaradrano. Miakatra tokoa ny vidim-piainana, hany ka mangalatra no hevitry ny sasany. « Mila mailo
Read MoreMiroborobo tokoa ny sehatry ny fanatanjahan-tena eto Avaradrano. Ny baolina kitra no tena malaza kanefa tsy ambaka izany koa ny
Read MoreMitentina 450 000 tapitrisa Ariary ny vola tsy maintsy ilaina amin’ny fanarenana ny sekoly miisa 2 854 lasibatry ny rivodoza
Read MoreMitaraina ireo mponina eny amin’ny fokontany Ankaditoho noho ny kotaba ataon’ny fiangonana zandriny iray eny an-toerana. Saika ho isan’andro ny
Read MoreMiparitaka be ny ambalavelona any Andilanatoby, distrikan’Ambatondrazaka, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity .Ireo ankizivavy mbola mpianatra no tena lasibatra amin’izany. « Tsy
Read MoreMifarana ny 31 martsa ny fandraisana ireo antontan-taratasy fangatahana maha matihanina ho mpanao gazety ao amin’ny OJM. Efa betsaka ireo
Read More