Ambohimangakely : Notolorana fitaovam-pianarana ireo mpanala fanadinana
Nahazo fanampiana avy amin’ny kaominina Ambohimangakely ireo mpianatra mpanala fanadinana CEPE ao amin’ny kaominina. Hanampy betsaka azy ireo hiatrika ny
Read More
Nahazo fanampiana avy amin’ny kaominina Ambohimangakely ireo mpianatra mpanala fanadinana CEPE ao amin’ny kaominina. Hanampy betsaka azy ireo hiatrika ny
Read MoreTontosa ny fizarana loka tamin’ny hetsika « Mini-championnat de Lecture en Français ». Ny kaominina Anosy Avaratra sy ny kaominina Ankadikely Ilafy no
Read MoreNy mpanjaka Ranavalona I no nampamboatra ny farihin’Anosy. Nampihady ny tany, nampanao ny nosy kely teo ampovoany ary nampanao fitarihin-drano
Read MoreIreo vakoka hita tao ambany tany tamin’ny nihadiana ny lavaka nametrahana ny andry sivin’ny lapa Fenohasina no efa aranty ao
Read MoreAsa tanana malagasy isan-karazany no niranty tany Paris, Frantsa, nandritra ny »Salon de l’Artisanat Malagasy ». Fanaka, fitafy, haingon-trano, firavaka sy ny
Read MoreMiantso ireo manan-talenta amin’ny resaka dihy ny mpikarakara ny « Dance Party » ao Masindray. Hisy ny fifaninana mandihy izao atao ao
Read MoreNy fambolena sy fiompiana no sehatra misy ny ankamaroan’ny Malagasy. Hisy ny ezaka lehibe ho ataon’ny fanjakana ho entina hampiroboroboana
Read MoreNotontosaina ao amin’ny FJKM Ankadikely ny fitsofan-drano ireo mpianatra hanala ny fanadinana Baccalaureat ao amin’ny Lycée Moderne Ankadikely Ilafy. Marihina
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny didimpoitra faobe, izay notanterahina nandritra ny hateloana, tao amin’ny kaominina Alasora. Sady volana natokana ho an’ny
Read MoreLa communication régulière avec les clients montre que vous vous souciez d’eux. Joignez-vous à eux à travers des enquêtes régulières
Read More