Russie : Nankatoavin’ny Duma State 100% ny fampidirana faritra 4 ao amin’ny firenena
Nankatoavin’ny Duma State na parlemanta foiben’i Russie 100% ny 3 oktobra tamin’ny alalan’ny fitsapankevi-bahoaka ny teo ny fampidirana ny faritra
Read More
Nankatoavin’ny Duma State na parlemanta foiben’i Russie 100% ny 3 oktobra tamin’ny alalan’ny fitsapankevi-bahoaka ny teo ny fampidirana ny faritra
Read MoreNampiely ny mpanoratrin’ny fanjakan’i Royaume-Uni antsoina hoe Nicholas Davies fa tsy zanakin’ny Mpanjaka Charles III ny Prince Harry. Raha ny
Read MoreMbola maro ny biby tsy mampino ny fisiany. Anisan’izany ny requin-lézard, ao amin’ny ranomasimbe Atlantique sy Pacifique no ahitàna azy.
Read MoreTokony hanomboka amin’ity taona ity ny fametrahana ny « forage » hitrandrahana « hydrocarbures » ao Comores. Nilaza ny filoha ao an-toerana Azali Assoumani
Read MoreManahy ny fiverenan’ny aretina Choléra ao amin’ny faritanin’i Haïti ny tompon’andraikitra. Nanao fanambarana ny minisitrin’ny fahasalamam-bahoaka tao an-toerana fa olona
Read MoreNanomboka ny 29 septambra teo no niparitaka tamin’ny tambajotra sosialy ny horonantsarin’antsantsa iray nivezivezy teny amin’ny arabe tondraka. Raha ny
Read MoreNisehoana fifanosehana nahafaty olona manodidina ny 125 isa izay zaza ny 32 tao amin’ny kianjan’ny Kanjuruhan, filalaovana baolina kitra ao
Read MoreVoasokajy ho vehivavy mpilalao « jeu d’échecs » sangany indrindran’ny faran’ny taonjato faha-20 sy ny fiandohan’ny taonjato faha-21 i Judit Polgár omena
Read MoreKarazana biby mampinono mihinana biby kely (insectivore) ny « musaraigne éléphant » antsoina ihany koa hoe « musaraignes sauteuses » na « sengis ». Ao amin’ny
Read MoreVery toerana 6 ny Air Mauritius ao amin’ny lisitry ny fitaterana an’habakabaka 100 tsara indrindra eran-tany ka lasa laharana faha-88.
Read More