ActualitésTatitra

Royaume-Uni : Miahiahy ny amin’ny maha zanany ny Prince Harry ny Mpanjaka Charles III

Nampiely ny mpanoratrin’ny fanjakan’i Royaume-Uni antsoina hoe Nicholas Davies fa tsy zanakin’ny Mpanjaka Charles III ny Prince Harry. Raha ny fitantaran’io mpanoratra io dia zanakin’ny « cavalier » teo alohan’ny mpanjakavavy antsoina hoe Hewitt ity farany.

Nanetra-panontanina manoloana izany tokoa ny mpanjaka ka hampiantso ny zanany roa lahy Prince Harry sy ny rahalahiny William. Hifampidinika manoloana ny ahiahin’ny mpanjaka izy telo mianaka ary ahiahy ny hialan’ny Prince Harry tsy ho isan’ny fianakavian’ny mpanjaka intsony. Heverina fa hangataka « test ADN » ny mpanjaka.

Laisser un commentaire