Etats-Unis : Zazalahy iray maty noho ny ny savik’omby
Sady fampisehoana no hetsika ara-panatanjahantena ny savik’omby na « rodeo ». Mitaingina omby ary mijanona eo amboniny mandritra ny segondra vitsivitsy no
Read More
Sady fampisehoana no hetsika ara-panatanjahantena ny savik’omby na « rodeo ». Mitaingina omby ary mijanona eo amboniny mandritra ny segondra vitsivitsy no
Read MoreNisehoana horohorontany tamin’ny tanjany 7,8 eo amin’ny mari-drefy Richter tao Turquie ny alin’ny alahady hatramin’ny alatsinainy maraina tamin’ny 4 ora
Read MoreMbola afaka herinandro maromaro vao ho fantatra ny mpanazatran’ny ekipam-pirenen’ny taranja baolina kitra hiatrika ny JIOI 2023 ao Maurice. Efa
Read MoreManoloana ny fihaterahana ny lalaon’ny nosy aty Madagasikara afaka enim-bolana dia naroson’ny FCTKD (Fédération comorienne de taekwondo) ny fiadiana ho
Read MoreMirakitra ny trangana fandikan-dalàna voarakitry ny polisim-pirenena sy ny zandarimaria ny « bulletin » faha-54 navoakan’ny InterStats. Ahitana ny angon-drakitra avy amin’ny
Read MoreRaha tsiahivina dia mpianadahy 26 sy 24 taona no namono ny zandriny antsoina hoe Seal-Evan, 9 taona tao Mulhouse, Haut-Rhin.
Read MoreZazavavy kely 4 taona antsoina hoe Alice Stones no maty lanin’ny alika rehefa nilalao tao an-jaridainany. Tao Milton Keynes, Buckinghamshire
Read MoreRaha nanginina ny fangalarana varira eto Madagasikara dia tao République démocratique du Congo indray no lasibatr’izany. Zaza varira iray, 5
Read MoreLaharana faha-23 amin’ny firenena 180 isa nalahatry ny Transparency International manoloana ny ady amin’ny kolikoly ny nosy Seychelles ary laharana
Read MoreTanora 10 mpisehatra eo amin’ny taranja lomano ao Comores no nandray anjara tamin’ny fifantenana voalohany ny Gymnasiades Rio 2023 na
Read More