Fandrina : 1 maty tsy tra-drano, maro ireo naratra
Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Fandrina Fianarantsoa, minitra vitsy izay. Fiara mpitatitra olona mampitohy Antananarivo sy Fianarantsoa hatrany Fandriana no tra-doza
Read More
Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray tany Fandrina Fianarantsoa, minitra vitsy izay. Fiara mpitatitra olona mampitohy Antananarivo sy Fianarantsoa hatrany Fandriana no tra-doza
Read MoreNanatanteraka fanadiovana faobe ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ao amin’ny boriborintany fahadimy, omaly. Nodiovina ny sisin-dalana sy ny manodidina ny tobim-pako,
Read More« Mila fandresena ny Barea”, hoy Rakotondrabe Romual, mpanazatra ny Barea de Madagascar, omaly, nandritra ny fanazarantena farany teny By-Pass. Vonona
Read MoreNifamaly sy nifanindrona antsy vokatry ny toaka izy mirahalahy. Maty ny zokiny, naratra voafira teo amin’ny lohany ilay zandriny. Nitolo-batana
Read MoreNihena adiny 3 ny faharetan’ny dia mapitohy an’i Toliara sy Bevoay, raha adiny 10 tamin’ny mbola tsy vita ny lalana.
Read MoreAmbony ny taham-pahafatesan’ny oratsimba eto Madagasikara noho ny tsy fahafehazana ny teknikam-panondranana. Maro ny fepetra arahina momban’ny lalànan’ny fanondranana ity
Read MoreFotoana hisarihana mpizahatany ny fampiantranoana ny lalaon’ny Nosy. Araka izany, manana ny paikady hanatanterahana izany ny minisiteran’ny fizahantany. Hisy ny
Read MoreTonga miala sasatra eto Madagasikara, ao Nosy Be i Francesco Totti, kalaza sady kintan’ny baolina kitra italianina.
Read MoreHisy Show Drones toy ny fahita amin’ny lanonan-dehibe fanokafana Lalao Olympika maneran-tany, mandritra ny fanokafana ny lalaon’ny nosy izay atao
Read MoreTafapetraka ao Tsaralalana ny pylône monofut, P 05 avo indrindra maneran-tany. Mirefy 49m izany ary iray amin’ireo pylônes 51 isa
Read More