Mpirahalahy mamo, nifanindrona antsy
Nifamaly sy nifanindrona antsy vokatry ny toaka izy mirahalahy. Maty ny zokiny, naratra voafira teo amin’ny lohany ilay zandriny. Nitolo-batana teny amin’ny zandary ity farany.