Fandriana: Nitrangana famonoana olona
09 Oktobra, Vehivavy iray hita faty tao akaikin’ny dobon-drano, misy ny mpianatra, tao amin’ny distrika Fandriana, omaly atoandro. Araka ny
Read More
09 Oktobra, Vehivavy iray hita faty tao akaikin’ny dobon-drano, misy ny mpianatra, tao amin’ny distrika Fandriana, omaly atoandro. Araka ny
Read MoreNitrangana fanafihana omaly teny Fiadanana. Andihan-jiolahy maromaro no tonga nanafika toeram-pivarotana iray. Maty voatsatok’antsy ilay mpiambina. Efa nampandre ny mpitandro
Read More06 oktobra, tao aorinan’ny hetsika natao teny Ampefiloha omaly. Mitohy eny Rasalama ny tolona ampilaminana ataon’ireo kandida 11. Androany 06
Read MoreMiaramila zazavao 22 taona maty namono tena, tao Antanifotsy Antsirabe, omaly. Efa ela nararariana izy ary nitaraina hatrany tamin’ny ireo
Read MoreMpamaky trano vao avy nivoaka ny fonja i Vazahakely, Boyka ary Rasta. Tratran’ny mpitandro filaminana teo ampanaovana ny asa ratsiny
Read More05 Oktobra, Tao aorinan’ilay tranga fanendahana omaly teny Besarety, tao anaty fiara fitateram-bahoaka, dia hanaovana fikarohana i Papaga, mpangaro-paosy tao
Read MoreNahitana razana efa simba teny amoron’Ikopa, Atsimon’Ambohipo omaly maraina. Tsy fantatra mazava ny mombamomba an’ity tovolahy ity na ny antony
Read More05 Oktobra, Nitrangana fanafihana mitampiadiana tao Tsiroanomandidy ny alatsinainy alina teo. Tokatrano iray mpivarotr’omby no lasibatr’ireo jiolahy nandritran’ny fanafihana. Niakatra
Read More04 Oktobra, Nanapa-kevitra ny « Collectif des candidats” fa hanatsahatra ny fiaraha-mientana eny amin’ny Kianjan’ny 13 Mai anio 04 oktobra. Raha
Read More04 Oktobra, Olona miisa efatra no fantatra fa namoy ny ainy tany Tsianisiha ary miisa 12 kosa no manaraka fitsaboana,
Read More