Ho tohizana eny Rasalama ny hetsik’ireo kandida 11.
06 oktobra, tao aorinan’ny hetsika natao teny Ampefiloha omaly. Mitohy eny Rasalama ny tolona ampilaminana ataon’ireo kandida 11. Androany 06 oktobra amin’ny 10 ora maraina ny fotoana hanantanterahana izany. Mbola mitoetra hatrany ny fampitovizana ny loko fotsy ho mariky ny fiaraha-mientana.
