Dépêches

Bemasoandro Itaosy : Mpivarotra iray nahatrarana entana efa simba sy tsy azo amidy intsony

Dépêche 23 septembre, 13h, Nanao fitsirihana teny Itaosy ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Indostria, ny varotra sy ny fanjifana. Hita nandritra izany ny fivarotana entana efa simba sy efa lany daty, tsikaritra ihany koa ny tsy fanarahana ny fenitry ny fitehirizana. Nogiazana avy hatrany ireo entana ireo ary nampahafantarina ny mpivarotra ny lalàna velona mahakasika izany.

Laisser un commentaire