Dépêches

Mbola misy ny fizarana ny tapakila eny Mahamasina

31 Aogositra, 08:20. Mitohy ny 1, 2, 3 septambra izao ny fizarana ny tapakila fidirana amin’ny kianjan’ny Barea ny 4 septambra izao ho an’ireo izay mbola tsy nahazo izany eny amin’ny kianjan’i Mahamasina. Mila mitondra ny kara-panondrom-pirenena ireo izay efa manana raha carnet de correspondance na karatra maha mpianatra ho an’ireo mpianatra.

Laisser un commentaire