Dépêches

Tratra am-bodiomby ny mpamaky trano

31 Aogositra, 09:40. Voasambotra ny fokonolona tao Ankirihiry-nord parcelle 11/52 omaly alina ny mpamaky trano gaigy lahy. Lasibatra tamin’ny vakitrano ny tao Ankirihiry 11/52 tato ato ka hatramin’ny zava-pisotro anaty BAR ary lasa. Tofoka sy leo vakitrano ny fokonolona ao an-toerana ka nametraka velam-pandrika ka izao nahazoam-bokatra izao.

Laisser un commentaire