DépêchesTsidika

Antanifotsy Antsirabe: Miaramila zazavao iray namono tena

Miaramila zazavao 22 taona maty namono tena, tao Antanifotsy Antsirabe, omaly. Efa ela nararariana izy ary nitaraina hatrany tamin’ny ireo ray aman-dreniny saingy namporisihin’ireto hatrany hanohy ny maha zazavao azy. Noho ny hakiaviana nahazo azy dia niafara amin’izao famonoan-tena izao.  Nitsoraka tao ambanina fiara lehibe mpitatitra soli-tany moa izy tamin’izany.  

Laisser un commentaire