Fanatanjahan-tena : Taekwondo ITF- World Tul Online 2024
Nahazo medaly volamena tamin’ny alalan’I Manjaka Njaralalaina Andriamaro, 12 taona i Madagascar teo amin’ny taranja Taekwondo ITF. Teo amin’ny sokajy sandriny, 9 ka hatramin’ny 17 taona no nisy azy sy nandrombahany izay.
