Lozam-pifamoivoizana RN2
01 Aprily, 10hOO. Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafaty olona indray tany amin’ny lalam-pirenena faharoa. Camion Semi-remorque no nifandona tamin’ny fiara fitateram-bahoaka. Vokany, maty tsy tra-drano ny mpiasan’ny farim-piadidiam-pampianarana avy namita iraka iray, maty ihany koa ny mpamilin’ilay fiara fitateram-bahoaka, mbola manaraka fitsaboana kosa ireo lehiben’ny CISCO ao Toamasina.
