Dépêches

Lapan’i Tsimbazaza : Tontosa ny fanolorana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana

26 Jona, 14h00. Natao omaly alarobia 22 jona ny fanolorana amin’ny ankapobeny ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taona 2022 izay natolotry ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Rabarinirinarison Rindra Hasimbelo teny amin’ny lapan’ny Tsimbazaza. Natomboka omaly tolakandro ihany koa ny asam-baomiera raha androany no handraisana fanampahan-kevitra anaty fivoriambe.

Laisser un commentaire