ActualitésDépêchesPolitique

Mandray anjara amin’ny fihaonana ambony momba ny Tafika an-tanety Afrikanina atao any Italia amin’izao fotoana izao ny Tafika an-tanety malagasy.

🇲🇬Mandray anjara amin’ny fihaonana ambony momba ny Tafika an-tanety Afrikanina atao any Italia amin’izao fotoana izao ny Tafika an-tanety malagasy.🇮🇹

☑️Ny Jeneraly Rakotoarimanana Heritiana Daniel, izay Lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika an-tanety, no solontenan’i Madagasikara amin’ity fivoriana sy fifanakalozan-kevitra mikendry ny fanamafisana sy fanatsarana ny Tafika an-tanety aty Afrika ity.

Loharano: Fandaharana Fiarovam-pirenena

Laisser un commentaire