Fier Madagascar ! Hasina Rakotonirainy, Tale Jeneralin’ny EMIT Fianarantsoa, voasafidy ho isan’ireo 100 personnalités de l’éducation les plus influentes en Afrique – 2025.
Fier Madagascar ! Hasina Rakotonirainy, Tale Jeneralin’ny EMIT Fianarantsoa, voasafidy ho isan’ireo 100 personnalités de l’éducation les plus influentes en Afrique – 2025.
Ny fahombiazana malagasy manaitra ny kontinenta manontolo !

HASINA RAKOTONIRAINY – « L’EMIT Fianarantsoa se positionne en l’une des meilleures grandes écoles du pays »
Ity fanomezana lehibe ity dia manamarika ny asa tsy mitsahatra ataon’ny EMIT Fianarantsoa amin’ny famolavolana ny ho avy ho an’ny tanora malagasy.

Ny gazety malagasy dia mirehareha amin’ity zava-bita ity. Hasina Rakotonirainy : anarana izay ekena manerana an’i Afrika !
