Antsiranana: Nahitana fatina trozona tao ambanin’ny oniversite
Nahitana fatina trozona iray tao ambanin’ny faritry ny oniversiten’Antsiranana omaly. Zaza sendra nandalo no nahatsikaritra izany, raha ny voalaza. Tsy mbola fantatra izay mety ho antony nahatonga izany. Ao anatin’ny fanadihadiana kosa ireo tomponandraikitra ao an-toerana.
