Dépêches

Dépêche du 12h00 26 Juillet- Baccalauréat 2023:  Mahatratra 14 ireo olona voasambotra voarohirohy tamin’ny raharaha laza adina

Mitohy hatrany ny fandihadiana mahakasika ny famoahana mialohan’ny fotoana ny laza adina Bacc farany teo izay niteraka savorovoro sy korontana. Ankehitriny dia mitotaly 14 ireo voasambotra ary mbola manohy ny fikarohana hatrany ny tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire