Dépêches

BAREA : Nanomboka ny fampivondronana hanomanana ny CHAN

Dépêche 13 décembre, 10h, Nanomboka ny 12 desambra teo ny fampivondronana ny BAREA hahafahana manomna sahady ny CHAN. Mety hatao Algérie ny 13 ka hatramin’ny 2 febroary 20523 izao ny fifanintsanana hahafahana miatrika ny CHAN. Izany indrindra no ilaina fanomanana dieny mialoha satria fiadiana ny Tompondakan’ny Afrika ity ho an’ireo mpilalao avy eto antoerana.  Miisa 33 ireo mpilalao no miatrika ny fampivondronana saingy 23 amin’ireo ihany no ho tafiditra anatin’ny lisitry ny mpilalao hiatrika ny CHAN; Samy haneho ny fahaioza-manaony noho izany ireto mpilalao ireto ka izay ho voasokajy dia hisolo tena ny rehetra sy ny vahoaka Malagasy amin’ny lalao CHAN.

Laisser un commentaire