Dépêche du 12h00 21 Juillet-Toamasina: Olona 2 no efa voasambotra tamin’ny raharaha famakiana Beton
Andro vitsy lasa izay no nahitana ity olona mamaky ny beton eny amin’ny lalana. Tsy fanatara ny antony hanaovany an’izany saingy olona 2 no efa voasambotra noho ity raharaha ity ankehitriny.
