ActualitésTsidika

Lalalo baolina kitra Intercommunale

KIANJAN’NY FIFANKATIAVANA ANKADIKELY

Lalao miisa telo (03) no hotanterahina eto amin’ny Kianjan’ny Fifankatiavana ny Alahady 16 Jolay 2023 ho avy izao ao anatin’ny fifaninanana baolina kitra ifanandrinan’ireo ekipa voafantina isaky ny kaominina (Intercommunale) izay karakarain’ny Distrikan’Antananarivo Avaradrano. Marihina fa amin’ny 09 ora maraina no manomboka ny lalao voalohany.

Laisser un commentaire