Dépêches

Dépêche du  14h00 03 Juillet-Fiadanamanga Iavoloha: Fiara fitateram-bahoaka 187 no trà-doza ka nandrava tsena maro omaly Alahady

Mpanampy  mpamily iray  nitondra fiara fitanterana  187  teny Fiadanamanga Iavoloha no trà-doza omaly 02 Jolay. Raha ny tatitra dia tsy nisy ny aina nafoy na koa ny naratra fa tsena maro kosa no rava vokatrin’ ny fifatraran’ity fiara ity tany amin’ireo tsena

Laisser un commentaire