Covid-19
15 Aprily, 13h00. Tsy andoavam-bola ny fanaovana fitiliana Covid etsy amin’ny HJRA sy etsy amin’ny village Voara ary maimaim-poana ny fanomezana ny taratasy fanamarihana ny fitiliana. Toy izany koa ny fanaovana scanner mahakasika ny Covid eny amin’ireo hopitaly manarapenitra manerana ny Nosy.
