Fisorohana ny fifamezivezena
15 Aprily, 13h30. Hatsahatra indray aloha ny tsena isan-kerinandro eto Antananarivo renivohitra nohon’ny fiparitahan’ny aretina coronavirus mba hisorohana ny fifamezivezena. Ireo tsenam-pokotany kosa dia ireo olona tokony hiantsena hividy ireo sakafo sy filàna andavanandro ihany no tokony hivoaka ny trano sy hakeny an-tsena.
