Dépêche du 14h00 03 Juillet-Fiadanamanga Iavoloha: Fiara fitateram-bahoaka 187 no trà-doza ka nandrava tsena maro omaly Alahady
Mpanampy mpamily iray nitondra fiara fitanterana 187 teny Fiadanamanga Iavoloha no trà-doza omaly 02 Jolay. Raha ny tatitra dia tsy nisy ny aina nafoy na koa ny naratra fa tsena maro kosa no rava vokatrin’ ny fifatraran’ity fiara ity tany amin’ireo tsena
