Dépêches

Ambatondrazaka : Efa andalam-pahavitana ny Parc Solaire ao Andrarabary

Dépêche 05 janvier, 14h00, Ankoatra ny lalana RN44 Moramanga-Ambatondrazaka izay efa eo andalam-pamaranana ny asa ka vinavinaina ho vita ny volana jona amin’ity taona 2023 ity. Efa eo andalam-pahavitana ihany koa ny asa fananganana ny PARC SOLAIRE eo Andrarabary  Ambatondrazaka izay hamokatra herinaratra azo avy amin’ny herin’ny masoandro. Izany rehetra izany rehefa vita dia ilaina ny fiaraha-miasan’ny rehetra amin’ny fiarovana azy sy ny fitandremana amin’ny fampiasana satria tombontsoan’ny vahoaka rehetra ary fananana iombonana. 

Laisser un commentaire