Dépêches

Fitokonana tao Antsirabe

07 May, 10h00. Vao tonga avy namita iraka ny Ben’ny tanàna Dr Unoh ka tsy naharitra rehefa naharé ny zava-nisy ka nidina tety an-toerana ary nikasa ny hifampiresaka tamin’ireo vahoaka. Ny alin’ny 6 may teo ihany izy no nidina teny an-toerana avy hatrany. Efa nilamina anefa ny toe-draharaha. Nijery ireo fahasimban’ny tanàna tamin’alahelo ny tenany, tanàna iombonana ny tanànantsika hoy izy, raha simba ity dia antsika raha tsara ity dia antsika.

Laisser un commentaire