ActualitésTsidika

Ny fizahan-tany tao aorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19

Efa nahitana fihenana ny tranga covid teto amintsika tato ho ato ary efa miha miverina tsikelikely ihany koa ny fizahan-tany. Efa ela tokoa ireo olona miasa amin’io sehatra io no velon-taraina sy mba nangataka ny hanokafana ny sisin-tany. Na izany aza anefa dia mbola somary sadaikatra ihany ireo vahiny handeha hanao izany fizahan-tany izany na dia efa eo aza ireo karazana fepetra ara-pahasalamana napetraka. Etsy ankilany ihany koa dia mbola tsy tena vanim-potoanan’ny fialan-tsasatra amin’izao ka vitsy ireo mpandeha.

Laisser un commentaire