Ny fiaraha-miasa
Manazava ity fomba fiteny ity ny maha-sarotra miara-miasa aman’olona ary manamarika izany ny fahalavan’ny fotoana lany amin’ny fampitoviana hevitra sy ny fitadiavana ny vahaolana maharitra sy mifandanja amin’ny rehetra.
Le travail en équipe, c’est le parfait contraire de la bonne gestion du temps.
Ny miara-miasa aman’olona dia mifanohitra amin’ny fitantanana fotoana tsara.
