Fitsarana: Hatsaraina mifanaraka amin’ny filàn’ny tontolo ny asa
29 Martsa, 08h00. Nanatanteraka fanentanana tamin’ireo mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Fitsarana ny minisitra Rakotozafy François. « Tohizana ny asa tsara vitan’ny teo aloha. Hampiana ny fanatsarana sy fanovana mifandraika amin’ny filan’ny tontolo » hoy ity Ministra ity. Ilaina tokoa ny fanajana ny fitsipi-pifehezana, ny fahitsiana sy ny fahamarinana ary ny fanamafisana ny fahaiza-manao.
