RN7: Hisy ny fahatapahan-dalana
18 Martsa, 10h00. Misy fanamboarana ny tetezana Ambodirano PK421+090 eo anelanelan’i Fianarantsoa sy Ambalavao. Ho tapaka ny fifamoivoizan amn’io toerana io ny 19 martsa amin’ny 9 ora alina hatramin’ny 20 Martsa amin’ny 5 ora maraina. Hitohy ny 22 martsa amin’ny 9 ora alina hatramin’ny 23 martsa amin’ny 5 ora maraina izany. Marihana fa tsy hisy ny fivilianan-dalana mandritra ireo
