Dépêches

Ankadikely Ilafy: Mitohy indray ny Tsena Mora

11 Martsa, 16h00. Hotanterahina ny Asabotsy 12 Martsa 2022 izao ny Tsena Mora ho an’ny Fokontany Belanitra. Manentana ny rehetra hanaraka antsakany sy andavany ny fandaminana hapetraky ny tomponandraikitra eny an-toerana.Ny vidiny vary dia 1000 Ariary hatrany ny Kilao ary ferana 5 kilao isan-tokantrano, ny menaka kosa dia 5000 Ariary ny litatra.

Laisser un commentaire