Éthiopie : Miroso amin’ny famokarana herinaratra ny firenena
Nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny praiministr’i Éthiopie fa manomboka ny famokarana herinaratra eo amin’ny tohadrano lehiben’ny Nil Bleu. Dingana lehibe amin’ny tetikasa izany izany anisany manan-danja indrindra ao an-toerana izany ary nandaniana vola tamina miliara dollars maro.Ny praiministra sy ny manam-pahefana maro no nanokatra ity orinasa ity ary nanomboka ny famokarana hoy ny tompon’andraikitry ny toerana. Namboarin’i Éthiopie ho an’ny tombotsoan’ny mponin’i Afrique rehetra ity toha-drano ity hoy izy.
