ActualitésTatitra

Royaume-Uni : Italie sy Danemark, Espagne ary Angleterre no hihaona any Wembley amin’ny Euro

Italie sy Danemark, Espagne ary Angleterre sisa no ekipa efatra hifaninana amin’ity EURO 2020 ity. Hifanandrina any Wembley izy ireo manomboka androany hiady ny lalao famaranana. Any Wembley any Royaume-Uni mantsy no hanatanterahana ny lalao famaranana amin’ity Euro ity. Ho fantatra tsy ho ela amin’ireo ekipa ireo araka izany izay hibata ny amboarn’ny Euro 2020.

Laisser un commentaire