Dépêches

Fifamoivoizana : Efa misokatra ny lalam-pirenena fahafito, Antananarivo-Toliara

10 Fevrier, 09h00. Efa misokatra ny lalam-pirenena fahafito amin’izao fotoana izao. Efa eny an-dalana ho any Toliara ireo fiara vaventy mpitondra fanampiana ho an’ireo tra-boina sy ireo mpitondra ny fitaovan’ny JIRAMA. Efa afaka miasa noho izany ireo fiara mpitatitra mampiasa iny lalana iny.

Laisser un commentaire