Dépêches

Nodimandry i Nirintsoa Princy

09 Febroary, 09h47. Nodimandry i Nirintsoa Princy, ilay tovovavy nangatahana tolo-tànana tao amin’ny Facebook noho ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy. Telo volana teo ho eo izy no tsy nahatsiaro tena ary efa niatrika fandidiana in-telo ny lohany. Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany izahay eto amin’ny TSIDIKA.

Laisser un commentaire